2 Samoela 13:15 MG1865

15 Ary dia halan'i Amnona indrindra izy, ka ny fankahalany azy dia be lavitra noho ny fitiavany azy taloha. Dia hoy Amnona taminy: Mitsangàna, mandehana.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 13

Jereo 2 Samoela 13:15 amin'ny teny manodidina.