2 Samoela 13:18 MG1865

18 Ary niakanjo akanjo lava razazavavy; fa izany no fanaon'ny zanakavavin'ny mpanjaka ho akanjo ambony, raha mbola virijina izy. Dia navoakan'ilay ankizilahy izy, ka nohidiany ny varavarana, nony tafavoaka izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 13

Jereo 2 Samoela 13:18 amin'ny teny manodidina.