2 Samoela 13:20 MG1865

20 Ary hoy Absaloma anadahiny taminy: Efa tany aminao va Amnona anadahinao? Mangina ihany aloha, ranabavy, fa anadahinao izy; fa aza malahelo noho izany. Ka dia nitoetra tao an-tranon'i Absaloma anadahiny Tamara sady ory.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 13

Jereo 2 Samoela 13:20 amin'ny teny manodidina.