2 Samoela 13:25 MG1865

25 Fa hoy ny mpanjaka tamin'i Absaloma: Tsia, anaka, aoka tsy handeha avokoa izahay rehetra, fandrao mahavaky tratra anao. Fa Absaloma nanery azy ihany; nefa tsy nety nandeha izy, fa nitso-drano azy ihany.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 13

Jereo 2 Samoela 13:25 amin'ny teny manodidina.