2 Samoela 13:3 MG1865

3 Fa Amnona nanan-tsakaiza, Jonadaba no anarany, zanak'i Simea, rahalahin'i Davida; ary Jonadaba dia olona fetsy loatra.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 13

Jereo 2 Samoela 13:3 amin'ny teny manodidina.