34 Fa Absaloma nandositra. Ary ny zatovo mpitily nanopy ny masony ka nahita fa, indreo nisy olona maro avy teo ivohony, teo anilan'ny tendrombohitra.
Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 13
Jereo 2 Samoela 13:34 amin'ny teny manodidina.