2 Samoela 13:36 MG1865

36 Ary nony efa voalazany izany teny izany, dia indreo, tonga ny zanakalahin'ny mpanjaka, ary nanandratra ny feony izy ka nitomany; ary ny mpanjaka sy ny mpanompony dia mba nitomany mafy dia mafy koa.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 13

Jereo 2 Samoela 13:36 amin'ny teny manodidina.