2 Samoela 14:18 MG1865

18 Ary ny mpanjaka namaly an-dravehivavy hoe: Aza dia afenina ahy izay zavatra hanontaniako anao. Dia hoy ravehivavy: Aoka hiteny ny mpanjaka tompoko.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 14

Jereo 2 Samoela 14:18 amin'ny teny manodidina.