2 Samoela 14:24 MG1865

24 Ary hoy ny mpanjaka: Aoka hody any an-tranony izy, fa aza avela hahita ny tavako. Ary Absaloma nankany an-tranony, ka dia tsy nahita ny tavan'ny mpanjaka.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 14

Jereo 2 Samoela 14:24 amin'ny teny manodidina.