2 Samoela 14:30 MG1865

30 Koa dia hoy izy tamin'ny mpanompony: Indro, ny tanimbarin'i Joaba mifanolotra amin'ny ahy, ary manana vary hordea ao izy; andeha, dory amin'ny afo izany. Ary ny mpanompon'i Absaloma dia nandoro ny tanimbary.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 14

Jereo 2 Samoela 14:30 amin'ny teny manodidina.