2 Samoela 14:6 MG1865

6 Ary izaho mpanompovavinao nanan-janaka roa lahy, ary nifanditra tany an-tsaha izy mirahalahy, ka tsy nisy nampisaraka azy, ary ny anankiray namely ny rahalahiny ka nahafaty azy.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 14

Jereo 2 Samoela 14:6 amin'ny teny manodidina.