2 Samoela 15:18 MG1865

18 Ary ny mpanompony rehetra nandeha teny anilany, ka ny miaramila mpiambina andriana rehetra sy ny Gatita rehetra, dia enin-jato lahy izay nanaraka azy avy tany Gata, nandeha teo alohan'ny mpanjaka.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 15

Jereo 2 Samoela 15:18 amin'ny teny manodidina.