2 Samoela 15:23 MG1865

23 Ary ny olona rehetra dia nitomany nikaikaika, ary nita ny vahoaka rehetra; ny mpanjaka koa dia nita ny lohasahan-driaka Kidrona, ary ny vahoaka rehetra nandroso tamin'ny lalana mankany an-efitra.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 15

Jereo 2 Samoela 15:23 amin'ny teny manodidina.