2 Samoela 15:27 MG1865

27 Ary hoy koa ny mpanjaka tamin'i Zadoka mpisorona: Tsy mpahita va ianao? miverena soa aman-tsara any an-tanàna ianao mbamin'ny zanakareo roa lahy miaraka aminareo, dia Ahimaza zanakao sy Jonatana, zanak'i Abiatara.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 15

Jereo 2 Samoela 15:27 amin'ny teny manodidina.