2 Samoela 15:34 MG1865

34 fa raha hiverina any an-tanàna kosa ianao ka hanao amin'i Absaloma hoe: Ho mpanomponao aho, ry mpanjaka; efa mpanompon'ny rainao ihany aho taloha, fa ankehitriny kosa dia mpanomponao, aho dia hofoananao hahasoa ahy ny hevitra ataon'i Ahitofela.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 15

Jereo 2 Samoela 15:34 amin'ny teny manodidina.