36 Indreo, any aminy ny zanany roa lahy, dia Ahimaza, zanak'i Zadoka, sy Jonatana, zanak'i Abiatara; ary izy no hampitondrainareo izay rehetra renareo ho atỳ amiko.
Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 15
Jereo 2 Samoela 15:36 amin'ny teny manodidina.