2 Samoela 16:15 MG1865

15 Ary Absaloma sy ny vahoaka rehetra tamin'ny Isiraely dia tonga tany Jerosalema, ary Ahitofela koa dia teo aminy.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 16

Jereo 2 Samoela 16:15 amin'ny teny manodidina.