2 Samoela 16:18 MG1865

18 Ary hoy Hosay tamin'i Absaloma: Tsia, fa izay nofidin'i Jehovah sa ireto vahoaka ireto mbamin'ny lehilahy amin'ny Isiraely, dia izy no hombako, sady ao aminy no hitoerako.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 16

Jereo 2 Samoela 16:18 amin'ny teny manodidina.