2 Samoela 16:22 MG1865

22 Ary dia nanorin-day ho an'i Absaloma teo an-tampon-trano ny olona; ary Absaloma niditra tao amin'ny vaditsindranon-drainy teo imason'ny Isiraely rehetra.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 16

Jereo 2 Samoela 16:22 amin'ny teny manodidina.