2 Samoela 16:5 MG1865

5 Ary nony nanakaiky an'i Bahorima Davida mpanjaka, indro, nisy lehilahy, tamingan'i Saoly ny anarany dia Simey, zanak'i Gera nivoaka avy tao izy ka nanozona teny ampandehanana.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 16

Jereo 2 Samoela 16:5 amin'ny teny manodidina.