2 Samoela 16:9 MG1865

9 Ary hoy Abisay, zanak'i Zeroia, tamin'ny mpanjaka: Nahoana no avela hanozona ny mpanjaka tompoko io alika maty io? Trarantitra ianao, aoka aho handeha ka hanapaka ny lohany.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 16

Jereo 2 Samoela 16:9 amin'ny teny manodidina.