17 Ary Jonatana sy Ahimaza nitoetra tao En-rogela; fa tsy sahy niseho tao an-tanàna izy; ary nisy ankizivavy anankiray nivoivoy nanambara taminy; dia lasa nandeha nanambara tany amin'i Davida mpanjaka kosa izy roa lahy.
Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 17
Jereo 2 Samoela 17:17 amin'ny teny manodidina.