2 Samoela 18:17 MG1865

17 Dia nalain'ny olona Absaloma ka natsipiny tao an-davaka lehibe anankiray tao anaty ala, dia nasiany antontam-bato lehibe teo amboniny; ary ny Isiraely rehetra samy nandositra ho any amin'ny lainy avy.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 18

Jereo 2 Samoela 18:17 amin'ny teny manodidina.