2 Samoela 18:26 MG1865

26 Ary ny mpitily nahita lehilahy iray koa nihazakazaka, dia niantso ny mpiandry vavahady izy nanao hoe: Indry koa misy lehilahy iray tamy mihazakazaka. Dia hoy ny mpanjaka: Mitondra teny mahafaly ihany koa izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 18

Jereo 2 Samoela 18:26 amin'ny teny manodidina.