2 Samoela 18:29 MG1865

29 Dia hoy ny mpanjaka: Tsara ihany va Absaloma zatovo? Fa hoy Ahimaza: Tamin'ny nanirahan'i Joaba ny mpanompon'ny mpanjaka sy izaho mpanomponao koa dia nandre tabataba be aho, nefa tsy fantatro izay antony.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 18

Jereo 2 Samoela 18:29 amin'ny teny manodidina.