2 Samoela 18:8 MG1865

8 Fa nihahakahaka teny rehetra teny ny ady; ka ny matin'ny ala androtrizay dia be noho ny matin'ny sabatra.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 18

Jereo 2 Samoela 18:8 amin'ny teny manodidina.