2 Samoela 19:11 MG1865

11 Ary Absaloma, izay nohosorantsika hanjaka amintsika, dia efa maty tamin'ny ady. Koa nahoana ianareo no tsy miteny akory ny amin'ny hampodiana ny mpanjaka?

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 19

Jereo 2 Samoela 19:11 amin'ny teny manodidina.