2 Samoela 19:14 MG1865

14 Ary ataovy amin'i Amasa koa hoe: Tsy taolako sy nofoko va ianao? Hataon'Andriamanitra amiko anie izany, eny, mihoatra noho izany aza, raha tsy komandin'ny miaramila eo anatrehako mandrakariva ho solon'i Joaba ianao.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 19

Jereo 2 Samoela 19:14 amin'ny teny manodidina.