2 Samoela 19:20 MG1865

20 Ary hoy izy tamin'ny mpanjaka: Aoka tsy hisain'ny tompoko heloka aho, ary aoka tsy hotsarovanao ny ratsy nataon'ny mpanomponao tamin'ny andro nivoahan'ny mpanjaka tompoko niala tany Jerosalema, ary aoka tsy ho eritreretin'ny mpanjaka izany;

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 19

Jereo 2 Samoela 19:20 amin'ny teny manodidina.