2 Samoela 19:26 MG1865

26 Ary nony efa tonga hitsena ny mpanjaka ny avy any Jerosalema, dia hoy ny mpanjaka taminy: Nahoana no tsy mba nandeha niaraka tamiko ianao, ry Mefiboseta?

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 19

Jereo 2 Samoela 19:26 amin'ny teny manodidina.