2 Samoela 19:29 MG1865

29 Fa ny taranaky ny raiko rehetra dia samy olona tokony ho faty teo anatrehan'ny mpanjaka tompoko; nefa ianao nampitoetra ahy mpanomponao ho isan'izay mihinana amin'ny latabatrao. Koa inona intsony no rariny ho ahy, ary inona no mbola hitarainako amin'ny mpanjaka?

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 19

Jereo 2 Samoela 19:29 amin'ny teny manodidina.