2 Samoela 19:3 MG1865

3 Ary ny famonjena dia tonga fisaonana tamin'ny vahoaka rehetra androtrizay, satria ren'ny vahoaka tamin'izany andro izany hoe: Malahelo ny zanany ny mpanjaka.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 19

Jereo 2 Samoela 19:3 amin'ny teny manodidina.