2 Samoela 19:33 MG1865

33 Ary Barzilay dia lehilahy antitra, efa valo-polo taona; ary izy efa nanome hanina ny mpanjaka, raha nitoetra tany Mahanaima izy; fa mpanjatobe indrindra izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 19

Jereo 2 Samoela 19:33 amin'ny teny manodidina.