2 Samoela 19:41 MG1865

41 Dia nandroso nankany Gilgala mpanjaka, ary Kimama niaraka taminy; ny lehilahy rehetra amin'ny Joda sy ny antsasaky ny lehilahy amin'ny Isiraely koa nanatitra ny mpanjaka.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 19

Jereo 2 Samoela 19:41 amin'ny teny manodidina.