7 fa ny mankahala anao no tianao, ary ny tia anao kosa no halanao, ka nasehonao androany fa tsinontsinona aminao ny manamboninahitra sy ny miaramila; ary hitako izao fa raha velona Absaloma, ka izahay rehetra no maty androany, dia izany no sitrakao.
Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 19
Jereo 2 Samoela 19:7 amin'ny teny manodidina.