2 Samoela 19:9 MG1865

9 Dia nivoaka ny mpanjaka ka nijanona teo am-bavahady; ary nolazaina tamin'ny vahoaka rehetra hoe: Indro, ny mpanjaka mijanona eo am-bavahady. Ary ny vahoaka rehetra dia nankeo anatrehan'ny mpanjaka. Ary ny Isiraely dia samy efa lasa nandositra ho any amin'ny lainy avy.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 19

Jereo 2 Samoela 19:9 amin'ny teny manodidina.