2 Samoela 2:16 MG1865

16 Ary izy rehetra samy nifanavika nifampihazon-doha ka nifandefon-tehezana tamin'ny sabatra, dia niara-nikarapoka; koa izany no nanaovana izany fitoerana ao Gibeona izany hoe Helkata-hazorima.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 2

Jereo 2 Samoela 2:16 amin'ny teny manodidina.