2 Samoela 2:19 MG1865

19 Ary Asahela nanenjika an'i Abnera, ka ny fandehany nanenjika an'i Abnera dia tsy nivily akory na tamin'ny ankavanana na tamin'ny ankavia.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 2

Jereo 2 Samoela 2:19 amin'ny teny manodidina.