2 Samoela 2:26 MG1865

26 Ary Abnera niantso an'i Joaba hoe: Handany mandrakizay va ny sabatra? Tsy fantatrao va fa hangidy ny hiafaran'izany? Koa mandra-pahoviana no tsy hampivereninao ny olona tsy hanenjika ny rahalahiny?

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 2

Jereo 2 Samoela 2:26 amin'ny teny manodidina.