2 Samoela 2:3 MG1865

3 Ary ny olona izay tao amin'i Davida mbamin'ny ankohonan'ireo dia samy nentiny niakatra koa, ka nonina tao amin'ny tanàna momba an'i Hebrona izy ireo.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 2

Jereo 2 Samoela 2:3 amin'ny teny manodidina.