2 Samoela 2:5 MG1865

5 Ary Davida dia naniraka olona hankany amin'ny mponina any Jabesi-gileada hanao aminy hoe: Hotahin'i Jehovah anie ianareo noho ny soa nataonareo tamin'i Saoly tomponareo tamin'ny nandevenanareo azy.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 2

Jereo 2 Samoela 2:5 amin'ny teny manodidina.