2 Samoela 2:8 MG1865

8 Fa Abnera, zanak'i Nera, komandin'ny miaramilan'i Saoly, efa naka an'Isboseta, zanakalahin'i Saoly, ka nitondra azy nankany Mahanaima,

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 2

Jereo 2 Samoela 2:8 amin'ny teny manodidina.