2 Samoela 20:12 MG1865

12 Ary Amasa nihosin-drà teo anaty lalambe. Ary raha hitan-dralehilahy fa nijanona ny olona rehetra, dia nafindrany niala teo amin'ny lalambe ho any an-tsaha ny fatin'i Amasa ka nosaronany lamba, nony hitany fa nijanona izay rehetra mandalo azy.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 20

Jereo 2 Samoela 20:12 amin'ny teny manodidina.