2 Samoela 20:14 MG1865

14 Ary izy nandeha namaky ny firenen'Isiraely rehetra hatrany Abela sy Beti-maka sy ny an'ny Berita rehetra; ary nivory ireo, ka dia mba lasa nanaraka azy.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 20

Jereo 2 Samoela 20:14 amin'ny teny manodidina.