2 Samoela 20:16 MG1865

16 Ary nisy vehivavy hendry tao an-tanàna niantso hoe: Mihainoa, mihainoa e; masìna ianareo, lazao amin'i Joaba hoe: Mankanesa erỳ aminy, hono, ianao, fa misy holazainy aminao.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 20

Jereo 2 Samoela 20:16 amin'ny teny manodidina.