2 Samoela 20:2 MG1865

2 Ka dia samy niara-nandao an'i Davida ny lehilahy amin'ny Isiraely ka nanaraka an'i Seba, zanak'i Bikry; fa ny lehilahy amin'ny Joda no nifikitra tamin'ny mpanjakany hatrany Jordana ka hatrany Jerosalema.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 20

Jereo 2 Samoela 20:2 amin'ny teny manodidina.