2 Samoela 20:4 MG1865

4 Ary hoy ny mpanjaka tamin'i Amasa: Vorio ny lehilahy amin'ny Joda ho eto amiko amin'ny hateloana, ary aoka mba ho eto koa ny tenanao.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 20

Jereo 2 Samoela 20:4 amin'ny teny manodidina.