2 Samoela 20:6 MG1865

6 Ary hoy Davida tamin'i Abisay: Ankehitriny izao dia Seba, zanak'i Bikry no ahitantsika loza mihoatra noho Absaloma; koa ento ny mpanomponao ny tomponao, ka enjeho izy, fandrao mahazo tanàna mimanda ka tsy ho azontsika.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 20

Jereo 2 Samoela 20:6 amin'ny teny manodidina.