2 Samoela 21:22 MG1865

22 Ireo efatra ireo no teraky ny Refaita teo Gata, ka matin'ny tànan'i Davida sy ny tanan'ny mpanompony avokoa ireo.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 21

Jereo 2 Samoela 21:22 amin'ny teny manodidina.