2 Samoela 22:3 MG1865

3 Andriamanitra vatolampiko, Izy no ialofako, Ampingako sy tandroko famonjena Izy ary fiarovana avo ho ahy sy fandosirako; Ry Mpamonjy ahy, mahafaka ahy amin'ny fampahoriana Hianao.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 22

Jereo 2 Samoela 22:3 amin'ny teny manodidina.